🔥 Mitady vendeuse mipetraka manodidina an'Avaradrano, Tanà 103 (SabNam, Ankadikely, Analamahitsy, Ambohitrarahaba ...).
💰 Karama : 100.000 Ar / mois ho an'ny Le Showroom 103, mitana isa-maraina : 08:00 - 12:30, Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy.
✅ Afaka miady varotra be mihitsy (x2 na mihoatra) raha, 08:00 - 17:30 (temps plein), Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy ; Raha toa ka :
▪️marim-potoana
▪️Matotra sy tsikitsiky lava
▪️mahay manazava zavatra sy mandresy lahatra ny mpanjifa,
▪️mahay miteny sy mahay mamaky teny frantsay
▪️maontina sy mahalala fomba
▪️tia mianatra sy tia karokaroka
▪️mahay mitady namana toy ireo hiaraha-miasa
▪️Tsy mifidifidy vokatra amidy
▪️Zatra manenjika objectifs de vente
▪️Vonona hianatra zava-baovao isanandro
👉 Raha liana dia mandefasa MP BEON RH