Manasa anao hametraka ny dossier anao amin'ny email axelivraison@outlook.com CV + LM + Prétention salariale , (NOM + LIVREUR) en objet, tsy ho voavaly daholo ny MP fa maro be fa afaka koa mandefa dossier de candidature sur MP raha tsy manana email ianao. Profil et qualité : - Olona manana BICYCLETTE - Mahay mitondra bicyclette - Salama tsara, tsy misy olana ara-pahasalamana - Mahalala fomba, manaja client sy manaja olona, madio, mahay miresaka tsara, tia mitsikitsiky, matotra - Tsy misotro taoka, tsy tia miloka - Mahalala toerana manerana an Antananarivo - De préférence manodidina ny Alasora, Bypass, Mahazoarivo, Tanjombato, ANdohanranofotsy , sy ny manodidina rehetra / 67 Ha, Anosy, Ankadimbahoaka, Fasika, Itaosy na izay manodidina an'ireo toerana voalaza ireo
TEL/038 26 075 38