Salama tompoko,izaho dia mitady asa chauffeur
30 taona
Permis B,D
Mipetraka ambodimita ambomanarina
Manambady aman janaka
Matotra tsara sy vonona hanaja ny asa ary madio