Salama tompoko.mitady asa chauffeur aho
Lehilahy 35taona.mipetraka andoharanofotsy
Permis BCD tsy mifidy fiara,mahafehy n'y lalana ETO tana sy n'y manodidina fa afaka mivoaka faritra ihany koa, 13ans d'expérience
Mitady asa chauffeur personnel na manao livraison.
Tsy mifidy fiara na BVA na BVM
0331406263-0341325921 whatsapp