Salama tompoko!
Izaho dia mitady asa izay misy fa tsy mifidy, 30 taona manana diplôme Bacc+3 en Commerce et Marketing.
Disponible tsara sady vonona avy hatrany.
Misaotra sahady amin'ny fiaraha-miasa!
034 31 162 74 laharana hazoana ahy.