Izahay équipe Mimipaint Facepainting dia afaka mandray contrat ho an'ireo izay manolana événement toy ny "mariage, anniversaire, baptêmes. Sns.."
Afaka manao pack izahay "animation, facepainting, sculpture"
Afaka manao facepainting fotsiny ihany koa.
📞 0322822105 /0326210632
Koa aza misalasala miantso raha misy mahaliana ary tompoko😊